| Entrée | 1 na zovy na zovy |
| Mots élémentaires | 2 na, 3 zovy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 na iza na iza [1.1] |
| Explications en anglais |
6 whoever [1.7] |
| Explications en français |
7 quiconque, qui que ce soit, n'importe qui [1.3] 8 quiconque [1.8] |
| Exemples |
9 Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny
[2.366#205]
10 dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654] |
| Synonymes | 11 na iza na iza |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|